Vikaria Episkopaly Manodidina (VEM)

SABOTSY 27 FEBROARY 2016

Fifampiarahabana tratry ny taona Vikaria Episkôpaly Manodidina (VEM)

Fifidianana Filoha mpitantana & Birao VEM ilany Atsinanana

Natao teny Anjomakely Ambohipiadanana ny fotoana, natomboka tamin’ny Lamesa niarahan’ireo Pretra 12 mirahalahy ao amin’ireo distrika mandrafitra ny tapany atsinanana amin’ny VEM.

[Best_Wordpress_Gallery id= »1″ gal_title= »VEM-1″]

 

Natolotra tamin’ny fomba ofisialy ny fametraham-pialàn’ireo birao niandraikitra ny VEM teo aloha rehefa avy nankatoavin’ny Vikera episkôpaly. Narahina tamin’ny fanolorana ireo kandidà hofidiana handrafitra ny birao vaovao.

Avy eo niroso tamin’ny fifidianana ireo filohan’ny FIlan-kevitra Pastoraly avy amin’ny Paroasy maro – marihina entoana fa natao araka ny voalaza ny sata mifehy ny VEM ny raharaha rehetra.

Tontosa soa aman-tsara ny fifidianana ka nahafahana namoaka ireo Filoha vaovao telo mianadahy.

Niroso tamin’ny fiaraha-misakafo ny rehetra, ary mandritra izany dia nampiseho talenta amin’ny alalan’ny dihy maro samihafa ireo ankizy taizana sy beazina eo anivon’ny Orphelinat-ndry Masera eny Ambohipiadanana.

[Best_Wordpress_Gallery id= »2″ gal_title= »VEM-2″]

Ny ankizy :

[embedyt] http://www.youtube.com/watch?v=XLGikFQkVkI[/embedyt]

 

Ny salantsalany :

[embedyt] http://www.youtube.com/watch?v=YAVxr0JyUhU[/embedyt]

 

Ary ny lehibe :

[embedyt] http://www.youtube.com/watch?v=katcquuaSLc[/embedyt]

 

20160227_142538Iretsy birao vaovao kosa dia efa niketrika sahady ireo mpiara-miasa aminy: mpitam-bola sy mpanolo-tsaina.

Nofaranana tamin’ny fampisehoana ireo tompon’andraikitra rehetra mandrafitra ny birao vaovaon’ny VEM ilany Antsinana ny lanonana, narahan’ny Lehiben’ny Pretra (mikatroka eny Ambohijanaka) teny fampaherezana.

Chant de la création :

[embedyt] http://www.youtube.com/watch?v=S7GeT54uxhs[/embedyt]

Resaka Facebook