Ny Vaomeran’ny Hetsika eto amin’ny Paroasy Mb Anne dia miara-miasa amin’ny fiangonanan. Eo ambany fiahin’i Masindahy Misely ary mikatsaka ny fampandrosoana ny Paroasy no tanjon’izy ireo. Mihaona isaka ny Alahady faran’ny volana ny Vaomeran’ny Hetsika ary mitady mandrakariva ireo hetsika hananatevenanan ny kitapom-bolan’ny Paroasy. Tamin’ny taona 2010 izy no niforona ary ny fanafoana ny fiangonana vao nitarina no hetsika voalohany natombok’izy ireo.Misokatra ho an’ny rehetra ny fikambanana ho an’ireo vonona hanefa ny anjara birikiny.
Filoha I : Andriamatoa ANDRIANARIZAKA Paul Angelo
Filoha II : RAFIDIARILALA Andriantsoa Fabrice Saint Clair
Resaka Facebook