Collège Sainte Anne Anjomakely
Tonga teto amin'ny Sekoly Mb Anne Anjomakely ny Orange Solidarité Madagascar, ny 17 Janoary 2017, nizara "Tablettes" miisa 25 ho an'ireo mpianatry ny sekoly, mba hanampy azy ireo amin'ny fianarana…
Tonga teto amin'ny Sekoly Mb Anne Anjomakely ny Orange Solidarité Madagascar, ny 17 Janoary 2017, nizara "Tablettes" miisa 25 ho an'ireo mpianatry ny sekoly, mba hanampy azy ireo amin'ny fianarana…
F.F.V.A. : 27 Febroary 2016 Andro natokan’ny Eglizy Katôlika eran-tany ho fiarovana ny tontolo iainana. Hisy hetsika fanadiovana sy fikarakarana atao eo anivon’ny fiangonana, ho an’ny tanora sy ny olon-dehibe rehetra,…
Ny Chapelle d'adoration Perpétuelle ao amin'ny Ecar Sainte Anne Anjomakely. Loharanom-pahasoavana, toerana masina afaka handihan-tena, hiresahana manokana amin'ny Ray Tsitoha fa indrindra fitsahona masina. Tongava mandalo na dia 5 minitra…
EKAR Mb Anne Anjomakely Ny Paroasy MB Anne dia mitoetra aty amin’ny 17 km atsimon’ny renivohitra. Manamorona ny lalam-pirenena fahafito izy, ao anatin’ny Commune…
Amim-pinoana no ifampizaràna Vaindohan-draharaha ny fiainam-panahy fa Fiangonana mifantoka betsaka amin’ny asa sosialy sy fanasoavana ihany koa ny Ekar arovan’I Masimbavy Anne ao Anjomakely. Niorina in’efatra…