1926 – 1929
1929 – 1939 1939 – 1948 1948 – 1958 1958 – 1963 1963 – 1965 1965 – 1970 1970 – 1979 1979 – 1986 |
RP Jean Baptiste RAZAFINTSALAMA
RP FALGUEYRETTES RP RAVAILLE RP Albert Marie RAZANATSON RP THOMAS ( Ilay maty voadonan’ny TRAIN teo Mahaimandry ) RP Raymondo COSSU RP Barthélémy RAZAFINTSALAMA RP Raymond RAZAKARIVONY RP Jean Désiré BERCHMANS |
Izay ilay FIANDOHANA – anjaratsika tsirairay avy ny manohy izany amin’ny fiainana maha-kristianina ary fanampiny mbola adidintsika rehetraaty aoriana koa ny mandray penina ka manohy na manitsy izay ampahan-dingana tsy azo hodian-tsy hita izay fa fototra niorenana.-
Marihina fa tsy efanay izao asa masina izao raha tsy nampian’ireto olona ireto sy ny maro hafa tsy hary ho voatanisa izahay fahavelony indrindra tamin’ny fikarohana taratasy tranainy :
- Mompera Albert Marie RAZANATSON
- RARABO Antoine ( Filoham-piangonana naharitra indrindra )
- RANDRIANASOLO Samuel ( Filoha lefitra )
- RANDRIANARISON Emile (Zaodahin’I Mompera Albert )
- RANAIVO Marc mivady
- RAKOTOMALALA Jean Baptiste ( Tovolahy katolika mpitendry harmonia )
- RAZAFIMAHEFA (sady mpandrafitra no mpitahiry volam-piangonana)
- RAKOTOMAVO Paul
- RANDRIAMAHY Paul mirahalahy avy