F.I.M – Fanilo n’I Madagasikara

Fanilo
Fanilon’i Madagasikara

Ny Fikambanana Skotisma Zazavavy Malagasy Katolika eto amin’ny Paroasy  Masimbavy  Anne  na Fanilo n’i Madagasikara dia arovan’i Masimbavy Rita. Mamolavola zazavavy vanona ho anin’ny ho avy no tanjon’ny F.I.M.

Ny fanaovana asa fitiava-namana isaka ny Avent, ny Karemy , Antsaha, Fankalazana ny andro iraisam-pirenena ho an’ny vehivavy no Hetsika fanaon’izy ireo.

Mivory isaka ny Alahady aorian’ny Lamesa atoandro izy ireo.

Mpiandraikitra :

RAVONIARISOA N. Charline

RAVELONANOSY M . Viviane

RASOAVOLOLONA M. Odette

RASAONINA Sariaka

RANDRIANARISOA  Diary

RANDRIANATOANDRO Lovatiana

Resaka Facebook